Vis comme si c'était la première et dernière fois !
- 4 Posts
- 3 Photos
- 0 Videos
- Lives in Antananarivo
- From Antananarivo
- Homme
- Followed by 5 people
Recent Updates
- Tsy haiko hoe za ve fa misy vehivavy sasany vao mamoaka sary dia hitanla hoe manitra be ito olona ito zao. Ny sasany ndray hozy elah hoe io misy sary fotsiny dia zayTsy haiko hoe za ve fa misy vehivavy sasany vao mamoaka sary dia hitanla hoe manitra be ito olona ito zao. Ny sasany ndray hozy elah hoe io misy sary fotsiny dia zay 🥲0 Comments 0 Shares 2053 Views5
Please log in to like, share and comment! - SOS need help,
Anaty exam za io dia inona ny teny mitovy hevitra amin'ny "Velona" ankoatranle eritreretinao?SOS need help, Anaty exam za io dia inona ny teny mitovy hevitra amin'ny "Velona" ankoatranle eritreretinao? 😩3 Comments 0 Shares 3315 Views4
- Blague keeely fotsiny amin'izao fahatongavako ato amn Bluepix zao,
Simba hoa ny batterie ako sady nafana be leizy dia hoe ho soloina. Dia tonga tany ah dia kivy be nefa ozy le zoky hoe milamina enao fa za tsy hanolo batt. mafana anao zany fa endrasana mangatsiaka io
Zay fa zay eh!Blague keeely fotsiny amin'izao fahatongavako ato amn Bluepix zao, Simba hoa ny batterie ako sady nafana be leizy dia hoe ho soloina. Dia tonga tany ah dia kivy be nefa ozy le zoky hoe milamina enao fa za tsy hanolo batt. mafana anao zany fa endrasana mangatsiaka io 🙄 Zay fa zay eh!1 Comments 0 Shares 8331 Views
4
-
More Stories